Album PING-PONG
Olona efa tsy zoviana amin'ny mpankafy GTV hatramin'izay no nanao ity album "PING PONG" ity.
Anisan'ny mpandefa sary mahafatra-po fony tamin'ny andron'ny blogg.org. Santionan'ny album-ny taloha ny Nirina&Amb na N&A.
Feeling hafa kely no nentin'izy roa tamin'ity indray mandeha ity ka dia toraka voninkazo manokana avy aty amiko.
Afaka andramana tsara ilay izy ho an'ny mpankafy!!!
Malalatiana
SARIN'IREO COUPLES
Tonga soa ato amin'ny takelaka misy ny sarin'ireo couples.
Ho hitanao ato ireo sary amin'ny kalitao somary efa avo lenta kokoa noho ny tany @ blogg.org.
Sary vaovao daholo no ho eto amin'ny ankapobeny.
Mazotoa mitsidika ary!
/ Home